|
|
|
|

Entrée1  banga ridana
Mots élémentaires  2 banga, 3 ridana
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 tsy misy nify na dia iray aza [1.1]
Explications en anglais  6 (bangaridana) To be toothless. [1.2]
7 having some teeth missing [1.7]
Explications en français  8 édenté [1.8]
Exemples  9  Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy. [2.332#3]
10  Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana. [2.895#100]
Vocabulaire  11  Santé
Synonymes  12 banga nify

Mis à jour le 2025/10/11